USD en Ariary :

Euro en Ariary :

USD en Euro :

Euro en USD :

Règlement au plus tard le

FITSIDIHANA NATAON’NY MINISITRY NY FITATERANA SY FAMANTARANA NY TOETRANDRO

FITSIDIHANA NATAON’NY MINISITRY NY FITATERANA SY FAMANTARANA NY TOETRANDRO

🛩FITSIDIHANA NATAON’NY MINISITRY NY FITATERANA SY FAMANTARANA NY TOETRANDRO
Tonga nitsidika ny Aviation Civile de Madagascar – ACM androany, 30 Oktobra 2025, ny Minisitry ny Fitaterana sy Famantarana ny Toetrandro Ministère des Transports et de la Météorologie de Madagascar , Andriamatoa RAHARISONE Juste Crescent sy ny Sekretera Jeneraly eo anivon’ny Ministera, Andriamatoa RAJOELISON Rado. Nanamafy ny Minisitra, nandritra ny lahateniny, fa hanamora ny fiainan’ny vahoaka no tanjona, amin’ny alalan’ny fahitsiana, fangaraharàna ary ady amin’ny kolikoly. Namporisika ireo mpiara-mpiasa rehetra eto anivon’ny ACM izy mba hiasa am-pahatsorana sy amin-kitsimpo, hikendry hatrany ny tombontsoa iombonana. Notsindriany ihany koa fa ny toe-javatra sarotra nodiavina dia tokony hakàna lesona, satria ny rafitra miasa amim-pahamarinana sy mangarahara dia mandroso ho azy, ary mihatsara ho azy koa ny endrika eo imason’ny vahoaka.
#Aviationcivile#Madagascar

Autres images

🛩FITSIDIHANA NATAON’NY MINISITRY NY FITATERANA SY FAMANTARANA NY TOETRANDRO
🛩FITSIDIHANA NATAON’NY MINISITRY NY FITATERANA SY FAMANTARANA NY TOETRANDRO