Taux IATA avril 2025

USD en Ariary :

4 564,909

Euro en Ariary :

5 214,553

USD en Euro :

1,142

Euro en USD :

0,920 0,875

Règlement au plus tard le

15 mai 2025

FIARAHABANA NAHATRATRA NY TAONA 2025

FIARAHABANA NAHATRATRA NY TAONA 2025

FIARAHABANA NAHATRATRA NY TAONA 2025
Notanterahin’ireo mpiara-miasa eo anivon’ny Aviation Civile de Madagascar (ACM ) androany 06 janoary ny fiarahabàna sy firariantsoa ny Tale Jeneraliny, ny Kolonely DAMASY Gervais, noho ny nahatrarana ny taona vaovao. Nisaotra ireo mpiara-miasa rehetra ny Tale Jeneraly nandritra ny lahateniny, noho ny ezaka nataon’izy ireo tamin’ny taona lasa, ary nirary soa sy fahombiazana ny amin’ireo adidy mbola miandry amin’ity taona 2025 ity entina hanatsarana hatrany ny sehatry ny fitaterana an’habakabaka.
Aviation Civile de Madagascar

Autres images

FIARAHABANA NAHATRATRA NY TAONA 2025
FIARAHABANA NAHATRATRA NY TAONA 2025
FIARAHABANA NAHATRATRA NY TAONA 2025
FIARAHABANA NAHATRATRA NY TAONA 2025