Taux IATA mars 2025

USD en Ariary :

4 704,707

Euro en Ariary :

5 112,168

USD en Euro :

1,087

Euro en USD :

0,920

Règlement au plus tard le

15 avril 2025

FIAROVANA NY TONTOLO IAINANA

FIAROVANA NY TONTOLO IAINANA

FIAROVANA NY TONTOLO IAINANA
Nandray anjara tamin’ny fambolen-kazo izay nokarakarain’ny Ministeran’ny Fitaterana sy Famantarana ny Toetr’andro, teny Tsinjony PK25, eny amin’ny lalam- pirenena fahafito ny ekipan’ny, Aviation Civile de Madagascar – ACM izay tarihin’ny Tale Jeneraly, Kolonely DAMASY Gervais, ny zoma 14 Martsa 2025, amin’ny maha rantsa-mangaika azy eo ambany fiahian’izany Ministera izany azy. Mariky ny fitondràna anjara biriky amin’ny maha olom- pirenena amin’ny ezaka ho fandrakofana ala an’i Madagasikara mba ho lova ho an’ny taranaka izao hetsika izao.
Fambolen-kazo

Autres images

FIAROVANA NY TONTOLO IAINANA
FIAROVANA NY TONTOLO IAINANA
FIAROVANA NY TONTOLO IAINANA